L I T E R A T I O R A - FJKM Ambonin`Ampamarinana

6
>
L I T E R A T I O R A
NY TSARA HO FANTATRA
MOMBA NY FIFOHAZANA
Ny tobilehibe Farihimena
(tohiny)
Ny anaran’i Jesosy.
Olona nanam-pinoana niredarada i
Rakotozandry ka nihaona tamin’ ny Tompo
matetika. Araka ny asa soratra navelany sy
noraiketin’ireo niaraniaina taminy, dia
vangian’io Olona io
saika isan’andro izy,
ka io Olona io
nanambara taminy
izay hiatra aminy sy
ny asa tokony ataony.
Toa izany koa izay
hitranga amin’ ny
Fiangonana sy ny
fiarahamonina
tamin’izany habaka
izany.
Tsy nahasakana andRakotozandry
Daniel hanao ny
F i t o r i a n a n y Filazantsara amin’ ny
maha Katekista sy Evanjelisitra azy ny
ISIKA MALAGASY
VONINKAZO
Vao mitranga ny maraina
Dia mitsiky sy homehy
Fa mamantan-jaridaina
Feno hatsaran-tarehy
Fofomanitra tsy lefy .
No mamerovero soa;
Voninkazo tsara fefy
Indreo mivelatra avokoa.
Tazana ao ny violety
Te –hiafina ao ambany ;
Voninkazo tsy mirenty
Nefa manitra aoka izany
Pika mavo,fotsy ,mena
Samy maha te hijery
Samy toa manaja tena
Nefa samy tsisy miery
Vonindraozy bakobako
Ilay voakolo sy voakaja
Manana endrika malako
Ka tsy lainga fa mihaja
Jean Narivony
FJKM Ambonin’Ampamarinana
fiombon’ny aretiny izany. Nambarany
ankitsirano sy ankarihary fa ny devoly io
mamely azy io. Noho izany dia ny vavaka
sy Tenin’Andriamanitra ary ny anaran’ny
Tompo ihany no nentiny n a n d r e s y sy
nandrava ny asan’ilay ratsy.
Ambonin’Ampamarinana.
Raha nitsidika ny zanaky ny fifohazana
sady nanovo hery
tany
Andriapasika
any Soanindrariny misy
an’i Rainianjanahary
s y
N e n i b e
Raketamanga i
Rakotozandry
Daniel, dia niasan’izy
mivady
niaraka
tamin’ ny marary roa
hafa. Ny voalohany
marary tena mbola
adala, ny faharoa
sady moana n o
m a r e n i n a ,
Rakotozandry kosa
no fahatelo narary
mafy efa ho telo volana. N a n a n t e n a
AB
CD
EF
GH
IJ
K
LM
NO
PQ
R
ST
UV
W
XY
Z
T S I M I H A T S A K A
JONA 2012
f i a ts a r a n a s y fahasitranana tokoa izy
noho izany, ary dia niomana hody any
Betsiholany Loharano. Sitrana tokoa izy vokatry
ny asa, sy rehefa nahazo ny famangiana sy
fampaherezana avy tamin’ ny olo-manankaja marobe Mpitondra fivavahana teratany sy
misionery vahiny. Anisan’ireny ny Misionery
Borgenvik izay nilaza tamy Rakotozandry
hoe: “Voavela ny helokao”. Anisan’ireny koa
ny Pastora Rakotovao Johanesa, izay
nanambara tamin-dRakotozandry hoe
“Matokia ny Tompo amin’ny fo manontolo.
Be ny miandry anao na dia ny lesona sy ny
adidy samihafa koa aza!”.
Marihina sy tsiahivina fa ny Pastora
Rakotovao Johanesa dia tsangambato
vavolombelon’ny firaisan’ny Fiangonana
protestanta (LMS sy Loterana). Efa nitandrina teto Ambonin’Ampamarinana ny
P a s t o r a R a k o t o v a o J o h a n e s a tany
aorinakelin’ny Fahaleovantenam-pirenena.
Porofo koa izany fa niaina tao amy ny
tontolon’ny fifohazam-panahy isika eto
Ambonin’Ampamarinana hatramin’izay ka
mandran-kankehitriny.
UN AMI...
ime que vous lui disiez ce que vous ressentez
énit le jour où vous êtes rencontrés
alme vos craintes
onne sans attendre en retour
st toujours prêt à donner un coup de main
ait une différence dans votre vie
arde ses amis dans son cœur
armonise vos pensées quand elles se bousculent
nvite ses amis à se connaître entre eux
ubile quand vous réussissez
laxonne devant pour que vous passiez
it cette liste et pense à vous
aximise vos qualités
e juge jamais
ffre son support
arle si on vous cache quelque chose
uestionne vos certitudes
emonte votre moral
ait dire des choses sympas sur vous
éléphone juste pour dire "Comment ça va?"
tilise les mots justes au bon moment
ous accepte tel que vous êtes
eek-end ou pas, il ne vous abandonne jamais
-trêmement indulgent, il pardonne vos erreurs
a-Qu'à, il ne connaît pas, il agit
éro problème, il vous aime!
RAZAKA Oliva
(hitohy)