FJKM Tranovato AMBATONAKANGA

FANEKEMPINOANA
ARAKA NY SORATRA MASINA Lah. 2
RAKITRA SY ADIDY SAMIHAFA
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
TRANOVATO AMBATONAKANGA
~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~
01//01
Rakitra I
Rakitra Fandraisana
Adidy
Rakipahasoavana
Rakitra Batisa
Rakitra Mariazy (30/12/16)
Rakitra faran’ny taona (31/12)
Fampandraisana an-trano
Fara-rakitra 28/12
Fara-rakitra roa (02) 30/12
Fara-rakitra 02/01/2017
Fitambarany
Tany Lova
Rakitra S.A (25/12)
Alitara I (Radio Fahazavana)
Alitara II (Katekomena Iraka)
Rakitra III (Tsangambato)
Fitambarany rehetra
677 600
1 030 100
1 407 500
484 200
23 100
129 700
296 100
52 000
20 000
100 000
50 000
4 270 300
390 000
333 700
599 000
263 200
693 690
6 549 890
MOFON’AINA
“Tsy mofo ihany no hiveloman’ny olona
fa ny teny rehetra izay aloaky
ny vavan’Andriamanitra.” (Mat. 4, 4)
Daty
08/01
09/01
10/01
11/01
12/01
13/01
14/01
15/01
16/01
17/01
18/01
19/01
20/01
21/01
22/01
23/01
Jer. 42, 1-12; Jao. 12, 44-53; 1 Kor. 1, 4-9
Jer. 32, 36-41
Sal. 33, 4-11
1 Kor. 1, 4-9
Eze. 37, 26-28
Jer. 42, 1-12
Mal. 2, 10-16
Isa. 49, 7-13; Mat. 17, 1-9;1 Jao. 1, 5-10
Mpi. 11, 5-11
Isa. 49, 7-13
Heb. 13, 7-16
1 Sam. 20, 9-15
Mat. 17, 1-9
Apo. 1, 4-8
Hos. 12, 1-7; Jao. 5, 19-23; 2 Kor. 1, 17-20
Jao. 5, 19-23
Isika mino an ‘ Andriamanitra Iray , Ray
Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra
rehetra na ny hita na ny tsy hita.
Ary mino an’ i Jesoa Kristy Tompo iray, Zananilahy
Tokan’ Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’
izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava,
Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra ,
nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray amin’ny
zavatra rehetra; Izy no nahariana izao rehetra izao.
Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena
antsika dia nidina avy tany an- danitra Izy, ary
nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’i Maria
Virjiny, dia tonga olona Izy.
Nohomboana tao amin’ny hazo fijaliana ho
fanavotana antsika, tamin’ny nanapahan’i Pontio
Pilato Izy; nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny
maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra
Izy. Niakatra ho any an- dranitra Izy, ary mipetraka
ao an-tànana ankavanan’ ny Ray ; avy any no
hiaviany indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona
sy ny maty, ary mandrakizay ny Fanjakany.
Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady
Mpanome aina, izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka
ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ ny Ray
sy ny Zanaka; Izy dia niteny tamin’ny vavan’ ny
mpaminany. Isika mino ny Fiangonana Iray, miorina
amin’ ny fanambaran’ ny Apostoly ary manerana
izao tontolo izao. Isika manaiky ny batisa iray ho
famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan ‘ny
maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.
FANOMPOAMPIVAVAHANA 15 JANOARY 2017
Hiditra amin’ny 6 ora 30 mn maraina ny fanompoampivavahana eto amin’ny Fiangonana, amin’ny Alahady,
faha-15 Janoary 2017, mba hahafahantsika manatrika
ny Fanompoampivavahana itondrana am-bavaka ny
Taompiasàna 2017 sy ny Filohan’ny FJKM, eny amin’ny
Kianjan’ny COLISEUM amin’io daty io.
TENY FIAINANA
Jao. 12, 48
“Izay mandà Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy: ny teny izay nolazaiko,
izany ihany no hitsara azy amin’ny andro farany.”
Nanonta: [email protected]
Isan’ny natonta: 500
Fandraharahana :
Mpitandrina :
22 222 75 - 033 11 738 12 – 032 93 669 46
22 240 50 // 032 07 611 15 // 033 02 240 50
[email protected]
TAKELA-PIFANDRAISANA
avoakan’ny Vaomieran’ny Fifandraisana sy Asa sosialy
“KOA AZA MENATRA NY HO VAVOLOMBELON’NY TOMPONTSIKA” 2 Tim. 1, 8
ALAHADY, faha- 08 JANOARY 2017
« VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO »
KOMITIN’NY FAHA-150 TAONA NAHA TSANGAM-BATON’NY MARITIORA
NY FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA
Fotoam-pahasoavana lehibe no hatrehintsika amin’ny faha-150 taonan’ny Fiangonana. Hisy vahiny maro ho avy hanotrona
antsika amin’ny Alahady, faha-22 JANOARY 2017. Handray sy hampisakafo azy ireo isika, sady hiara-hisakafo eto ampiangonana.
Manentana ny mpianakavin’ny finoana rehetra, samy hanolotra araka izay nanambinan’ny Tompo azy amin’ny
zavatra ilaina izay tanisaina eto amin’ny fafana ambany, ho fampisakafoanana olona miisa 1 200 eo ho eo.
EFA NISY NANOLOTRA
ZAVATRA SY SAKAFO ILAINA ISANY
MENAKA
10 L
TONGOLO GASY
SAKAMALAO
VOATABIA
25 KGS
AKONDRO
2 KGS
CHARBON
3 SACS
KITAY
400 KGS
SIRA
10
VARY 40 KGS + 250 KGS
250 KGS
VOLA
260 000 AR
MBOLA ILANA TOLOTANANA
ZAVATRA SY SAKAFO ILAINA
AKOHO
HENAKISOA
MENAKA
OIGNON
ISANY
150
175 KGS
5L
15 KGS
VIDINY IRAY (AR)
16 000
11 000
6 000
Mbola mila “Tonnelles” 15 isa (100 000 ar eo ho eo ny hofan’ny iray) sy seza 500 isa hipetrahan’ny olona any
alatrano (600 ar eo ho eo ny hofan’ny iray). Ho zava-dehibe mihitsy raha mba afaka mandray anjara amin’izany
isika. Misaotra, tompoko !
Ilazana isika izay maniry handray anjara amin’ny “Tournoi interne Basket à 3” sy ny “Match de gala
Tennis de table”, hotontosaina ny Sabotsy faha-14 Janoary 2017, izay karakarain’ny STK, ary hanasana ny
Sampana rehetra eto anivon’ny Fitandremana fa ny fisoratana anarana dia hifarana ny Alarobia faha-11
Janoary 2017 mba hahafahana mandrindra ny fandaminana. Izany hetsika izany dia tafiditra ao anatin’ny
Fankalazana ny faha-150 taona naha-Tsangambaton’ny Maritiora ny Fiangonantsika.
Azo atao ny manoratra anarana amin’ireto nomerao manaraka ireto, na ihany koa ao amin’ny
Sekretera Mpandraharahan’ny Fiangonana: 034 04 841 76 (Cedric) – 034 96 594 98 (Rado) – 033 14 252 39
(Mamy) – 034 00 301 15 (Patrick).
LITORJIA
ALAHADY, faha-08 JANOARY 2017
“VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO”
LITORJIA FIDERANA SY FANOMEZAM-BONINAHITRA NY TOMPO (Isa. 25, 1. 9b)
Mpitarika: “Jehovah ô, Andriamanitro Ianao; hanandratra Anao sy hidera Anao aho, fa
DINIDINI-DRAHARAHA
FINOANA SY ASA
SAFIF – A.FA.TRA.
Diakona tompon’anjara volana JANOARY
Faritra FAHAROA
Filoha :Atoa ANDRIAMBOLOLONIAINA Faly
« HO AVY NY TOMPO »
Rindran-kira EPIFANIA
efa nanao zava-mahagaga Ianao, dia zavatra efa voakasa hatramin’ny ela,
sady mahatoky no marina indrindra.”
Iarahana:
“Indro, Andriamanitsika, Izay nandrasantsika hamonjy antsika.
Indro, Jehovah, Izay nandrasantsika, koa aoka ho faly sy ho ravoravo
amin’ny famonjeny isika. Amena."
Tompon’ny fotoana Alahady
08/01: FIANGONANA
15/01: ALAHADIN’NY FJKM
22/01: IVON’NY 150è
Anjara voninkazo
♫ HIRA: 746 and. 1, 3
08/01: Rtoa RAZANABOLOLONA Honorine
15/01: Tsy mitonona anarana
22/01: Tsy mbola misy
VAVAKA FIDERANA
Mananty sy manisa ny Rakitra III
Fiatoana kely – Feon-javamaneno – Hiran’ny Mpihira
FOTOANA HO AN’NY ANKIZY
LITORJIAN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
♫ HIRA: 177 and. 1
VAVAKA HO AMIN’NY FANAZAVAN’NY FANAHY MASINA
FAMAKINA NY SORATRA MASINA: Jer. 42, 1-12 ; Jao. 12, 44-53 ; 1 Kor. 1, 4-9
Anio, Alahady 08 Janoary 2017,
manomboka amin’ny 2 ora sy sasany.
Hivoaka anio ihany koa ny RAKITSARY,
“Album-01”, misy hira 10 (DVD), amin’ny vidiny
10 000 Ar. Manentana antsika izahay hiara-hisaotra sy hidera
08/01: KATEKOMENA
15/01: SAMPATI
22/01: STK
29/01: KOM. 20è
05/02: Fid. I: SLK
Fid. II: VFL
12/02: KOM. TSANGAMBATO
an’Andriamanitra, ary hanjifa ny vokatra novokarin’ny AFATRA.
♫ HIRA: 512 and. 1
TORITENY (Faranana amin’ny hiran’ny Mpihira)
VAVAKA FANGATAHANA
TENY SOA MAHAFALY FAMELAN-KELOKA (Apok. 21, 5-6; 1 Tim. 1, 15)
Mpitarika: “Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra
rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo. Ary hoy koa Izy
tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho
hanome maimaimpoana amin’ny loharanon’ny ranon’aina ho an’izay mangetaheta.
Voavela ny helokareo noho ny Anarany masina. Mifalia sy miravoravoa, sns...»
Iarahana: «Mahatoky, ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: Tonga tety
ambonin’ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota. Amena.»
♫ HIRA: 543 and. 1
FANEKEM-PINOANA ARAKA NY SORATRA MASINA Lah. 2
LITORJIAN’NY ASA
FILAZANA NY RAHARAHAM-PIANGONANA
RAKITRA : I (Fiangonana); II (RAI: Rakitra Asa Iombonana); III (Tsangambato): ♫ HIRA: 303
VAVAKA FANOLORANA
ASA VAVOLOMBELONA:
FIARAHABANA IREO ZOKIOLONA: HIRA : 760 and. 1
FANOLORANA FANKASITRAHANA (HIRA FANEVA – LOGO 150è)
BATISA HIRA : 248 and. 1, 2
LITORJIA FAMARANANA
♫ HIRA: 489 and. 2
TSODRANO
♫ HIRA: 486 and. 1
“Ho an’Andriamanitra Tokan’Irery ny voninahitra.Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena.”
TONONKIRA: HIRA FANEVAN’NY 150è
1- Fiderana ho Anao Mpanao ny soa
Ny Hosàna mafy izao tsy hiato
Falifaly re ny fo, ravoravo ihany koa;
Feno taona dimampolo amby zato.
2- Fiangonan’ ô anio mba torio;
( Fiangonan’anio mba torio )
O ry Sampana zay mbola velon’aina.
Andriamanitra ô, tahio ity zanakao; ampio.
Feno hery ny fanahy sy ny saina
3- O ry zanak’ Ambatonakanga,
Ho fanasim-pahazavana anie isika
Ny finoana tsy ho banga, fa hitarika ny jamba;
Ka ny fo mafàna tsy mba hangatsiaka
REF:
Ianareo (ianareo) fanasina (mba ho vonona)
Fiangonana ô, andeha hiombona, (ianareo mba ho vonona)
Ka hiroso sy hitory teny soa sy masina (Fanasina)
Fa ny tany anie (ny tany anie) mila fanasina. (Fanasina)
Mitsangana, Jesoa no jereo,
Izy Tompo no maniraka anareo